|
|
|
|

Teny iditra1  manao rarangy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Tovy hevitra  4  mamely rarangy, mikatroka rarangy
Singan-teny  5  manao, rarangy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17